Levitikosy 25:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 na koa ny dadatoany na ny zanaky ny dadatoany, na izay havany iray ra aminy,+ izay anisan’ny mpianakaviny. “‘Na hanavotra ny tenany ihany izy, raha lasa manankarena.+
49 na koa ny dadatoany na ny zanaky ny dadatoany, na izay havany iray ra aminy,+ izay anisan’ny mpianakaviny. “‘Na hanavotra ny tenany ihany izy, raha lasa manankarena.+