Levitikosy 27:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Tsy tokony hojereny na tsara na ratsy ilay biby, ary tsy tokony hatakalony koa. Raha atakalony ihany anefa ilay izy, dia ho lasa zava-masina ilay biby sy ilay takalony.+ Tsy azo avotana izany.’” Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:33 Fandalinana, Boky 2,
33 Tsy tokony hojereny na tsara na ratsy ilay biby, ary tsy tokony hatakalony koa. Raha atakalony ihany anefa ilay izy, dia ho lasa zava-masina ilay biby sy ilay takalony.+ Tsy azo avotana izany.’”