Nomery 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hataon’ny mpisorona fanatitra noho ny ota+ ny iray, fa ny iray kosa ho fanatitra dorana,+ mba handrakofana ny fahotan’ilay olona nanota noho izy nikasika faty.* Dia hanamasina ny lohany amin’io andro io ilay olona.
11 Dia hataon’ny mpisorona fanatitra noho ny ota+ ny iray, fa ny iray kosa ho fanatitra dorana,+ mba handrakofana ny fahotan’ilay olona nanota noho izy nikasika faty.* Dia hanamasina ny lohany amin’io andro io ilay olona.