Nomery 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy ireo olona ireo taminy: “Marina fa maloto izahay satria nikasika faty, nefa nahoana izahay no sakanana tsy hanolotra ny fanatitra+ ho an’i Jehovah amin’ny fotoana voatondro, miaraka amin’ny zanak’Israely?”
7 Dia hoy ireo olona ireo taminy: “Marina fa maloto izahay satria nikasika faty, nefa nahoana izahay no sakanana tsy hanolotra ny fanatitra+ ho an’i Jehovah amin’ny fotoana voatondro, miaraka amin’ny zanak’Israely?”