Nomery 10:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Rehefa niainga ilay Vata, dia hoy i Mosesy: “Mitsangàna, Jehovah ô, ka aoka hiparitaka ny fahavalonao.+ Aoka handositra tsy ho eo anatrehanao ireo mankahala mafy anao.”+
35 Rehefa niainga ilay Vata, dia hoy i Mosesy: “Mitsangàna, Jehovah ô, ka aoka hiparitaka ny fahavalonao.+ Aoka handositra tsy ho eo anatrehanao ireo mankahala mafy anao.”+