Nomery 11:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary niparitaka naka azy io ny olona,+ ka nitoto azy tamin’ny vato fikosoham-bary na tao anaty laona. Nandrahoin’izy ireo tao anaty vilany izany,+ na nataony mofo boribory. Ary toy ny mofo mamy misy menaka ny tsirony.+
8 Ary niparitaka naka azy io ny olona,+ ka nitoto azy tamin’ny vato fikosoham-bary na tao anaty laona. Nandrahoin’izy ireo tao anaty vilany izany,+ na nataony mofo boribory. Ary toy ny mofo mamy misy menaka ny tsirony.+