20 fa hatramin’ny iray volana maninjitra, mandra-pivoakan’izany eo am-bavoronareo, ka ho rikoriko ianareo.+ Efa nolavinareo mantsy i Jehovah, izay eo aminareo, ary efa nitomany teo anatrehany ianareo hoe: “Nahoana re no nivoaka avy tany Ejipta izahay e?”’”+