32 Dia nitsangana ny olona nandritra iny andro iny sy ny alina tontolo ary ny ampitson’iny tontolo, ka tsy nitsahatra nanangona papelika. Nahangona folo homera+ ireo nanangona kely indrindra. Ary nataony teny rehetra teny nanodidina ny toby ireny, mba hotehiriziny.