Nomery 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa nahoana isika no entin’i Jehovah ho amin’izany tany izany mba ho lavon-tsabatra?+ Ho azo babo ny vadintsika sy ny zanatsika madinika.+ Tsy aleontsika ve miverina any Ejipta e?”+
3 Fa nahoana isika no entin’i Jehovah ho amin’izany tany izany mba ho lavon-tsabatra?+ Ho azo babo ny vadintsika sy ny zanatsika madinika.+ Tsy aleontsika ve miverina any Ejipta e?”+