-
Nomery 14:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Koa tsy maintsy hilaza izany amin’ny mponin’io tany io ry zareo. Efa ren-dry zareo fa ianao, Jehovah ô, no eto amin’ity vahoaka ity+ sady mifanatri-tava aminy.+ Ianao no Jehovah, ary eo ambonin’ny vahoakanao ny rahonao, ary ianao no mandeha eo alohan’izy ireo ao anatin’ny andry rahona rehefa antoandro, ary ao anatin’ny andry afo rehefa alina.+
-