Nomery 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 ka asio afo ao anatiny, ary asio emboka manitra eo amboniny. Rahampitso no hanaovanareo izany eo anatrehan’i Jehovah. Ary izay olona hofidin’i Jehovah+ no masina. Efa tofoka aminareo izahay, ry taranak’i Levy!”+
7 ka asio afo ao anatiny, ary asio emboka manitra eo amboniny. Rahampitso no hanaovanareo izany eo anatrehan’i Jehovah. Ary izay olona hofidin’i Jehovah+ no masina. Efa tofoka aminareo izahay, ry taranak’i Levy!”+