Nomery 20:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa ningain’i Mosesy ny tanany ka nokapohiny indroa tamin’ny tehiny ilay vatolampy. Dia nisy rano be niboiboika, ka nisotro ny vahoaka sy ny biby mpitondra entana.+ Nomery Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 20:11 w09 1/9 19 Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:11 Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/2009, p. 1915/1/1988, p. 30-31
11 Koa ningain’i Mosesy ny tanany ka nokapohiny indroa tamin’ny tehiny ilay vatolampy. Dia nisy rano be niboiboika, ka nisotro ny vahoaka sy ny biby mpitondra entana.+