Nomery 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa nentiny nankeo amin’ny sahan’i Zofima teo an-tampon’i Pisga+ i Balama. Ary nanorina alitara fito i Balaka, ka nanolotra ombilahy iray sy ondrilahy iray teo ambonin’ny alitara tsirairay.+ Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:14 Fandalinana, Boky 2,
14 Koa nentiny nankeo amin’ny sahan’i Zofima teo an-tampon’i Pisga+ i Balama. Ary nanorina alitara fito i Balaka, ka nanolotra ombilahy iray sy ondrilahy iray teo ambonin’ny alitara tsirairay.+