9 “‘Izao kosa no hatolotra amin’ny andro sabata:+ Ondrilahy kely roa tsy misy kilema izay herintaona avy, sy lafarinina tsara toto roa ampahafolon’ny famarana ho fanatitra varimbazaha nafangaro menaka, ary ny fanatitra zava-pisotro ampiarahina aminy.