Nomery 33:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 ary niainga avy tany amin’ireo tendrombohitr’i Abarima, dia nitoby teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba,+ teo akaikin’ny Reniranon’i Jordana, tandrifin’i Jeriko.
48 ary niainga avy tany amin’ireo tendrombohitr’i Abarima, dia nitoby teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba,+ teo akaikin’ny Reniranon’i Jordana, tandrifin’i Jeriko.