Nomery 35:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Ary izao no tanàna homenareo ny Levita: Tanàna fialokalofana enina,+ homenareo handosiran’izay nahafaty olona,+ ary tanàna roa amby efapolo koa ankoatra an’ireo. Nomery Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 35:6 nwt 1904 Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 35:6 Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, p. 1904
6 “Ary izao no tanàna homenareo ny Levita: Tanàna fialokalofana enina,+ homenareo handosiran’izay nahafaty olona,+ ary tanàna roa amby efapolo koa ankoatra an’ireo.