Deoteronomia 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ataoko eo anoloanareo ilay tany, ka midira ao ary alaivo ho fanananareo io tany io, izay nianianan’i Jehovah tamin’ny razanareo. Efa nianiana tamin’i Abrahama sy Isaka+ ary Jakoba+ mantsy izy fa hanome io tany io azy ireo sy ny taranany.’+
8 Ataoko eo anoloanareo ilay tany, ka midira ao ary alaivo ho fanananareo io tany io, izay nianianan’i Jehovah tamin’ny razanareo. Efa nianiana tamin’i Abrahama sy Isaka+ ary Jakoba+ mantsy izy fa hanome io tany io azy ireo sy ny taranany.’+