Deoteronomia 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia hoy aho taminareo: ‘Tonga eto amin’ity faritra be tendrombohitra misy ny Amorita ity ianareo, dia faritra omen’i Jehovah Andriamanitsika antsika.+
20 Dia hoy aho taminareo: ‘Tonga eto amin’ity faritra be tendrombohitra misy ny Amorita ity ianareo, dia faritra omen’i Jehovah Andriamanitsika antsika.+