Deoteronomia 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary ny Avita+ izay nonina an-tanàna kely hatrany Gaza,+ dia naringan’ny Kaftorima+ izay avy tany Kaftora,+ mba honenan’izy ireo ao hisolo azy. Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:23 Fandalinana, Boky 2,
23 Ary ny Avita+ izay nonina an-tanàna kely hatrany Gaza,+ dia naringan’ny Kaftorima+ izay avy tany Kaftora,+ mba honenan’izy ireo ao hisolo azy.