Deoteronomia 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nantsoin’i Mosesy ny Israely rehetra,+ ka hoy izy taminy: “Ry Israely ô, henoy ny fitsipika sy ny didim-pitsarana+ ambarako aminareo anio, ka ianaro sy tandremo+ tsara.
5 Nantsoin’i Mosesy ny Israely rehetra,+ ka hoy izy taminy: “Ry Israely ô, henoy ny fitsipika sy ny didim-pitsarana+ ambarako aminareo anio, ka ianaro sy tandremo+ tsara.