Deoteronomia 5:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fa ianao kosa mijanòna eto amiko, fa holazaiko aminao ny didy rehetra sy ny fitsipika ary ny lalàna tokony hampianarinao azy+ ka hankatoaviny any amin’ilay tany homeko azy ho fananany.’
31 Fa ianao kosa mijanòna eto amiko, fa holazaiko aminao ny didy rehetra sy ny fitsipika ary ny lalàna tokony hampianarinao azy+ ka hankatoaviny any amin’ilay tany homeko azy ho fananany.’