-
Deoteronomia 8:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Tsy ho ory sakafo ianao ao, sady tsy ho ory na inona na inona. Feno vy ny vato ao amin’izany tany izany, ary ao amin’ny tendrombohiny no hitrandrahanao varahina.
-