Deoteronomia 11:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fa efa hiampita an’i Jordana ianareo mba hiditra ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrareo anareo, ary haka izany ho fanananareo ka honina ao. +
31 Fa efa hiampita an’i Jordana ianareo mba hiditra ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrareo anareo, ary haka izany ho fanananareo ka honina ao. +