Deoteronomia 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Ireto avy ny fitsipika+ sy didim-pitsarana+ ka araho+ tsara, mandritra ny androm-piainanareo any amin’ilay tany+ avelan’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo halainareo ho fanananareo:
12 “Ireto avy ny fitsipika+ sy didim-pitsarana+ ka araho+ tsara, mandritra ny androm-piainanareo any amin’ilay tany+ avelan’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo halainareo ho fanananareo: