Deoteronomia 12:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Rehefa haringan’i Jehovah Andriamanitrao tsy ho eo anatrehanao ireo firenena izay halehanao any sy horoahinao,+ dia ho lasanao ny taniny ka honina eo ianao.+
29 “Rehefa haringan’i Jehovah Andriamanitrao tsy ho eo anatrehanao ireo firenena izay halehanao any sy horoahinao,+ dia ho lasanao ny taniny ka honina eo ianao.+