Deoteronomia 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 fa any amin’izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrao hampitoerana ny anarany+ no hamonoanao ny Paska, amin’ny takariva vao maty masoandro,+ amin’ny fotoana voatondro, izany hoe ilay fotoana nivoahanao avy tany Ejipta. Deoteronomia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 16:6 w90 15/5 14 Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:6 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/1990, p. 14
6 fa any amin’izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrao hampitoerana ny anarany+ no hamonoanao ny Paska, amin’ny takariva vao maty masoandro,+ amin’ny fotoana voatondro, izany hoe ilay fotoana nivoahanao avy tany Ejipta.