Deoteronomia 17:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa hovonoina ho faty+ ny olona sahisahy ratsy tsy mihaino an’ilay mpisorona izay mitsangana eo mba hanompo an’i Jehovah Andriamanitrao, na tsy mihaino ny mpitsara.+ Esory tsy ho eo amin’ny Israely ny ratsy.+
12 Fa hovonoina ho faty+ ny olona sahisahy ratsy tsy mihaino an’ilay mpisorona izay mitsangana eo mba hanompo an’i Jehovah Andriamanitrao, na tsy mihaino ny mpitsara.+ Esory tsy ho eo amin’ny Israely ny ratsy.+