Deoteronomia 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izy mantsy no nofidin’i Jehovah Andriamanitrao avy teo amin’ny fokonao rehetra mba hitsangana hanompo foana amin’ny anaran’i Jehovah, eny, izy sy ny zanany.+
5 Izy mantsy no nofidin’i Jehovah Andriamanitrao avy teo amin’ny fokonao rehetra mba hitsangana hanompo foana amin’ny anaran’i Jehovah, eny, izy sy ny zanany.+