Deoteronomia 18:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Rehefa tafiditra ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao ianao, dia aza mianatra manao ny zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena ireo.+
9 “Rehefa tafiditra ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao ianao, dia aza mianatra manao ny zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena ireo.+