Deoteronomia 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Maharikoriko an’i Jehovah mantsy izay rehetra manao ireo zavatra ireo. Ary noho ireo zava-maharikoriko ireo no androahan’i Jehovah Andriamanitrao an’ireny olona ireny tsy ho eo anatrehanao.+ Deoteronomia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 18:12 lff lesona 24 Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:12 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 24
12 Maharikoriko an’i Jehovah mantsy izay rehetra manao ireo zavatra ireo. Ary noho ireo zava-maharikoriko ireo no androahan’i Jehovah Andriamanitrao an’ireny olona ireny tsy ho eo anatrehanao.+