Deoteronomia 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Nihaino an’ireny mpampiasa herin’ny maizina+ sy mpisikidy+ ireny mantsy ireo firenena horoahinao ireo. Fa ianao kosa tsy avelan’i Jehovah Andriamanitrao hanao toy izany.+
14 “Nihaino an’ireny mpampiasa herin’ny maizina+ sy mpisikidy+ ireny mantsy ireo firenena horoahinao ireo. Fa ianao kosa tsy avelan’i Jehovah Andriamanitrao hanao toy izany.+