Deoteronomia 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Raha hitanao lavo eny an-dalana ny ampondran’ny rahalahinao na ny ombiny, dia aza ialana fotsiny. Ampio kosa ny rahalahinao hanarina azy.+
4 “Raha hitanao lavo eny an-dalana ny ampondran’ny rahalahinao na ny ombiny, dia aza ialana fotsiny. Ampio kosa ny rahalahinao hanarina azy.+