Deoteronomia 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Raha misy tratra maka olona* an-keriny,+ ka rahalahiny eo amin’ny zanak’Israely no nalainy, ary lozabe taminy izy ka nivarotra azy,+ dia hovonoina ho faty ilay naka an-keriny. Esory tsy ho eo aminao ny ratsy.+
7 “Raha misy tratra maka olona* an-keriny,+ ka rahalahiny eo amin’ny zanak’Israely no nalainy, ary lozabe taminy izy ka nivarotra azy,+ dia hovonoina ho faty ilay naka an-keriny. Esory tsy ho eo aminao ny ratsy.+