13 Ary hataon’i Jehovah lohany ianao fa tsy rambony. Ary ho eny amin’ny fara tampony foana ianao,+ fa tsy ho eny amin’ny farany ambany, satria ianao mankatò hatrany ny didin’i+ Jehovah Andriamanitrao, izay andidiako anao anio mba hotandremana sy hankatoavina.