Deoteronomia 28:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary hitsapatsapa tokoa ianao na dia amin’ny mitataovovonana aza, tahaka ny jamba mitsapatsapa ao anaty haizina,+ ka tsy hahomby izay hataonao. Dia hambakain’ny sasany sy ho voaroba foana ianao, nefa tsy hisy hamonjy.+
29 Ary hitsapatsapa tokoa ianao na dia amin’ny mitataovovonana aza, tahaka ny jamba mitsapatsapa ao anaty haizina,+ ka tsy hahomby izay hataonao. Dia hambakain’ny sasany sy ho voaroba foana ianao, nefa tsy hisy hamonjy.+