57 ary ny tavòny mivoaka avy eo anelakela-peny sy ny zaza naterany.+ Tiany hohanina mangingina mantsy ny zaza naterany sy ny tavòniny noho izy tsy manana na inona na inona sy latsaka an-katerena sady tra-pahoriana noho ny fangejan’ny fahavalonao anao, ao amin’ny tanànanao.+