Deoteronomia 28:67 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 67 Amin’ny maraina ianao hilaza hoe: ‘Raha mba alina mantsy ny andro!’, ary amin’ny alina ianao hilaza hoe: ‘Raha mba maraina mantsy ny andro!’, noho ny tahotry ny fonao izay hampihorohoro anao, sy noho izay ho hitan’ny masonao.+
67 Amin’ny maraina ianao hilaza hoe: ‘Raha mba alina mantsy ny andro!’, ary amin’ny alina ianao hilaza hoe: ‘Raha mba maraina mantsy ny andro!’, noho ny tahotry ny fonao izay hampihorohoro anao, sy noho izay ho hitan’ny masonao.+