Deoteronomia 29:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mandraka androany anefa dia tsy nomen’i Jehovah fo mba hahalalanareo ianareo, na maso mba hahitanareo, na sofina mba handrenesanareo.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:4 Fandalinana, Boky 1,
4 Mandraka androany anefa dia tsy nomen’i Jehovah fo mba hahalalanareo ianareo, na maso mba hahitanareo, na sofina mba handrenesanareo.+