Josoa 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hoy koa izy ireo tamin’i Josoa: “Efa natolotr’i Jehovah teo an-tanantsika+ ilay tany manontolo, ka kivy noho ny amintsika ny mponina rehetra ao amin’ilay tany.”+
24 Hoy koa izy ireo tamin’i Josoa: “Efa natolotr’i Jehovah teo an-tanantsika+ ilay tany manontolo, ka kivy noho ny amintsika ny mponina rehetra ao amin’ilay tany.”+