Josoa 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia nandidy ny olona i Josoa+ hoe: “Aza mihorakoraka, ary aoka tsy hisy feo ho re avy aminareo, ary aza miteny na indraim-bava aza, mandra-pahatongan’ny andro hilazako aminareo hoe: ‘Mihorakoraha!’ Amin’izay vao hihorakoraka ianareo.”+
10 Dia nandidy ny olona i Josoa+ hoe: “Aza mihorakoraka, ary aoka tsy hisy feo ho re avy aminareo, ary aza miteny na indraim-bava aza, mandra-pahatongan’ny andro hilazako aminareo hoe: ‘Mihorakoraha!’ Amin’izay vao hihorakoraka ianareo.”+