14 Ary misehoa isam-poko rahampitso, ka izay foko hotanan’i Jehovah+ no hanatona isaky ny fianakaviambe, ary izay fianakaviambe hotanan’i Jehovah no hanatona isaky ny ankohonana, ary izay ankohonana hotanan’i Jehovah no hanatona isaky ny vatan-dehilahy.