Josoa 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa izay voatana miaraka amin’ilay zavatra voatokana haringana, dia hodorana+ miaraka amin’izay rehetra azy. Nivadika tamin’ny fifanekena+ nataon’i Jehovah mantsy izy, ary nanao zavatra manala baraka teo amin’ny Israely.”’”+
15 Koa izay voatana miaraka amin’ilay zavatra voatokana haringana, dia hodorana+ miaraka amin’izay rehetra azy. Nivadika tamin’ny fifanekena+ nataon’i Jehovah mantsy izy, ary nanao zavatra manala baraka teo amin’ny Israely.”’”+