Josoa 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hivoaka hanenjika anay izy ireo, mandra-pitarikay azy lavitra ny tanàna. Hieritreritra mantsy izy ireo hoe: ‘Mandositra eo anoloantsika toy ny tamin’ny voalohany ry zareo.’+ Koa handositra eo anoloan’izy ireo izahay.
6 Ary hivoaka hanenjika anay izy ireo, mandra-pitarikay azy lavitra ny tanàna. Hieritreritra mantsy izy ireo hoe: ‘Mandositra eo anoloantsika toy ny tamin’ny voalohany ry zareo.’+ Koa handositra eo anoloan’izy ireo izahay.