Josoa 8:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary nipoitra haingana avy tao amin’ny toerany ireo lehilahy niafina, ka nihazakazaka avy hatrany raha vao nanatsotra ny tanany i Josoa. Dia niditra tao an-tanàna izy ireo, ka naka azy io ho babo.+ Ary nodoran’izy ireo haingana ny tanàna.+
19 Ary nipoitra haingana avy tao amin’ny toerany ireo lehilahy niafina, ka nihazakazaka avy hatrany raha vao nanatsotra ny tanany i Josoa. Dia niditra tao an-tanàna izy ireo, ka naka azy io ho babo.+ Ary nodoran’izy ireo haingana ny tanàna.+