Josoa 8:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Rehefa tazan’i Josoa sy ny Israely rehetra fa efa naka ny tanàna ho babo ireo lehilahy niafina,+ ary efa niakatra ny setroky ny tanàna, dia niverina izy ireo ka namono an’ireo lehilahy avy ao Ay.
21 Rehefa tazan’i Josoa sy ny Israely rehetra fa efa naka ny tanàna ho babo ireo lehilahy niafina,+ ary efa niakatra ny setroky ny tanàna, dia niverina izy ireo ka namono an’ireo lehilahy avy ao Ay.