Josoa 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nankany amin’i Josoa tao amin’ny toby tany Gilgala+ izy ireo, ka niteny taminy sy tamin’ny Israelita hoe: “Avy any an-tany lavitra izahay, ka manaova fifanekena+ aminay.” Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:6 Fandalinana, Boky 1,
6 Dia nankany amin’i Josoa tao amin’ny toby tany Gilgala+ izy ireo, ka niteny taminy sy tamin’ny Israelita hoe: “Avy any an-tany lavitra izahay, ka manaova fifanekena+ aminay.”