Josoa 13:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy noroahin’ny+ zanak’Israely anefa ny Gesorita sy ny Makatita, ka mbola mitoetra eo amin’ny Israely mandraka androany ny mponina tao Gesora+ sy Makata.
13 Tsy noroahin’ny+ zanak’Israely anefa ny Gesorita sy ny Makatita, ka mbola mitoetra eo amin’ny Israely mandraka androany ny mponina tao Gesora+ sy Makata.