9 Ary nidina nianatsimo ilay sisin-tany ka nankany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Kana, dia ilay lohasaha nisy an’ireo tanànan’i+ Efraima tao amin’ireo tanànan’i Manase. Ary teo avaratr’ilay lohasaha falehan-driaka ny sisin-tanin’i Manase, ka nifarana tany amin’ny ranomasina.+