Josoa 20:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa tsy hatolotr’izy ireo eo an-tanan’ny mpamaly ra izy raha enjehin’ny mpamaly ra.+ Tsy fanahy iniany mantsy ny namely nahafaty an’ilay namany, sady tsy nankahala azy izy talohan’izay.+
5 Koa tsy hatolotr’izy ireo eo an-tanan’ny mpamaly ra izy raha enjehin’ny mpamaly ra.+ Tsy fanahy iniany mantsy ny namely nahafaty an’ilay namany, sady tsy nankahala azy izy talohan’izay.+