Josoa 21:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Koa ny tanàna rehetra lasan’ny taranak’i Merary+ araka ny fianakaviany avy, izay sisa tamin’ny fianakavian’ny Levita, dia tanàna roa ambin’ny folo azony tamin’ny antsapaka.
40 Koa ny tanàna rehetra lasan’ny taranak’i Merary+ araka ny fianakaviany avy, izay sisa tamin’ny fianakavian’ny Levita, dia tanàna roa ambin’ny folo azony tamin’ny antsapaka.